Zaman'i Jao Voatery niala Madagasikara i Zaman'i Jao. Lôso Mayotte, nañoriñy fiainaña vaovao. Nitsaka andafore niöndraña koasakoasa. Niengo hamelon-teña, nandeha nitady asa. Tomendry añabo kakazo i Zaman'i Jao. Tsy arakan'ny niminimineñy 'lay Dia natao. Taratasy nalefany solonteña mikoraña. Ampitaña hafatra amin-drô an-tanàña. Balabala aliñ'andra narafitry an-tsöratra. Indesiñy añanko fa tsy natao handrökatra. Añy andra ndreky taoño, hifandimbiasan'ny fanjava. Mbala ho avy i Zaman'i Jao, hody, hifañatri-tava...
Hinweis: Dieser Artikel kann nur an eine deutsche Lieferadresse ausgeliefert werden.
Hinweis: Dieser Artikel kann nur an eine deutsche Lieferadresse ausgeliefert werden.