2,99 €
2,99 €
inkl. MwSt.
Sofort per Download lieferbar
payback
0 °P sammeln
2,99 €
2,99 €
inkl. MwSt.
Sofort per Download lieferbar

Alle Infos zum eBook verschenken
payback
0 °P sammeln
Als Download kaufen
2,99 €
inkl. MwSt.
Sofort per Download lieferbar
payback
0 °P sammeln
Jetzt verschenken
2,99 €
inkl. MwSt.
Sofort per Download lieferbar

Alle Infos zum eBook verschenken
payback
0 °P sammeln
  • Format: ePub

Ny ankamaroan'ny kristianina ankehitriny dia mino ny teoria momban'ny fampakarana alohan'ny fahoriana. Satria mino ny fotom-pampianarana diso iay nampianatra azy ireo hoe hampakarina mialohan'ny fahatongavan'ny fito taona ny fahoriambe izy ireo, izy ireo dia mitondra fiainana ara-pivavahana midonana-poana amin'ny fampiononan-tena.
Fa ny fampakarana ny olo-masina dia tsy hitranga raha tsy aorian'ny fandehanan'ny loza avy amin'ny trompetra fito mandra-pilatsaka ny loza fahenina - izany hoe, ny fampakarana dia hitranga aorian'ny fiavian'ny Antikristy ao anatin'ny korontana maneran-tany ary ny
…mehr

  • Geräte: eReader
  • mit Kopierschutz
  • eBook Hilfe
  • Größe: 0.92MB
  • FamilySharing(5)
Produktbeschreibung
Ny ankamaroan'ny kristianina ankehitriny dia mino ny teoria momban'ny fampakarana alohan'ny fahoriana. Satria mino ny fotom-pampianarana diso iay nampianatra azy ireo hoe hampakarina mialohan'ny fahatongavan'ny fito taona ny fahoriambe izy ireo, izy ireo dia mitondra fiainana ara-pivavahana midonana-poana amin'ny fampiononan-tena.
Fa ny fampakarana ny olo-masina dia tsy hitranga raha tsy aorian'ny fandehanan'ny loza avy amin'ny trompetra fito mandra-pilatsaka ny loza fahenina - izany hoe, ny fampakarana dia hitranga aorian'ny fiavian'ny Antikristy ao anatin'ny korontana maneran-tany ary ny olo-masina nateraka indray dia ho faty maritiora, ary rehefa notsofina ny trompetra fahafito. Amin'io fotoana io no hidinaan'i Jesosy avy any an-danitra, ary hitranga ny fitsanganana amin'ny maty sy ny fampakarana ny olo-masina nateraka indray (1 Tesaloniana 4:16-17).
Amin'io andro io, ny olona rehetra eto amin'ity tontolo ity dia hijoro eo amin'ny sampanan-dalana amin'ny fiafarany mandrakizay. Ireo olo-marina izay nateraka indray tamin'ny finoana ny "filazantsaran'ny rano sy ny Fanahy" dia hitsangana amin'ny maty sy hiakatra, ka ho mpandova ny Fanjakana Arivo Taona sy ny Fanjakana mandrakizay any an-danitra, fa ireo mpanota izay tsy afaka nandray anjara tamin'izany. Ny fitsanganana voalohany dia hiatrika ny famaizana lehibe amin'ireo lovia fito nalatsak'Andriamanitra ka hatsipy any amin'ny afo mandrakizay any amin'ny helo.
Noho izany dia tsy maintsy miala amin'ny fampianaran-diso rehetra momba ny fivavahana sy ny filan'ny nofo ary ny soatoavina misavoritaka eto amin'izao tontolo izao ianareo izao, ka hiditra ao amin'ny tena Tenin'Andriamanitra. Manantena sy mivavaka aho fa amin'ny famakiana ny andian-tantarako momba ny filazantsaran'ny rano sy ny Fanahy, dia homena anareo rehetra ny fitahiana ho voasasa ny fahotanareo rehetra, ary handray ny fiavian'ny Tompontsika fanindroany tsy amin-tahotra.


Dieser Download kann aus rechtlichen Gründen nur mit Rechnungsadresse in A, B, CY, CZ, D, DK, EW, E, FIN, F, GR, H, IRL, I, LT, L, LR, M, NL, PL, P, R, S, SLO, SK ausgeliefert werden.