2,99 €
2,99 €
inkl. MwSt.
Sofort per Download lieferbar
payback
0 °P sammeln
2,99 €
2,99 €
inkl. MwSt.
Sofort per Download lieferbar

Alle Infos zum eBook verschenken
payback
0 °P sammeln
Als Download kaufen
2,99 €
inkl. MwSt.
Sofort per Download lieferbar
payback
0 °P sammeln
Jetzt verschenken
2,99 €
inkl. MwSt.
Sofort per Download lieferbar

Alle Infos zum eBook verschenken
payback
0 °P sammeln
  • Format: ePub

Ny lohahevitra lehibe amin'ity boky ity dia "fahateraham-baovao amin'ny rano sy ny Fanahy Masina." Manana ny fahasamihafana amin'ity lohahevitra ity izy. Raha atao teny hafa, ity boky ity dia milaza mazava amintsika izay atao hoe fahateraham-baovao sy ny fomba ahaterahana indray amin'ny rano sy ny Fanahy Masina mifanaraka tsara amin'ny Baiboly. Ny rano dia maneho ny batisan'i Jesosy tao amin'ny Reniranon'i Jordana, ary milaza ny Baiboly fa ny fahotantsika rehetra dia natolotra tamin'i Jesosy rehefa natao batisa tamin'i Jaona Mpanao-batisa Izy. Jaona no solon'ny olombelona rehetra ary taranaky…mehr

  • Geräte: eReader
  • mit Kopierschutz
  • eBook Hilfe
  • Größe: 0.93MB
  • FamilySharing(5)
Produktbeschreibung
Ny lohahevitra lehibe amin'ity boky ity dia "fahateraham-baovao amin'ny rano sy ny Fanahy Masina." Manana ny fahasamihafana amin'ity lohahevitra ity izy. Raha atao teny hafa, ity boky ity dia milaza mazava amintsika izay atao hoe fahateraham-baovao sy ny fomba ahaterahana indray amin'ny rano sy ny Fanahy Masina mifanaraka tsara amin'ny Baiboly. Ny rano dia maneho ny batisan'i Jesosy tao amin'ny Reniranon'i Jordana, ary milaza ny Baiboly fa ny fahotantsika rehetra dia natolotra tamin'i Jesosy rehefa natao batisa tamin'i Jaona Mpanao-batisa Izy. Jaona no solon'ny olombelona rehetra ary taranaky Aarona, ny Mpisoronabe. Aarona dia nametra-tanana tamin'ny lohan'ny osilahy fandefasana ary nampitondra ny fahotan'ny Isiraelita rehetra tamin'ny Andron'ny Famonjena. Izany dia tandindona ny zavatra tsara ho avy. Ny batisan'i Jesosy dia tandindona ny fametrahan-tanana. Jesosy dia natao batisa amin'ny endrika fametrahan-tanana tao amin'ny Reniranon'i Jordana. Noho izany, nitondra ny fahotan'izao tontolo izao rehetra Izy tamin'ny alalan'ny batisany ary nohomboana tamin'ny hazo fijaliana mba handoavana ireo ota ireo. Saingy, ny ankamaroan'ny Kristiana dia tsy mahafantatra ny antony nanaovan'i Jesosy batisa tamin'i Jaona Mpanao-batisa tao amin'ny Reniranon'i Jordana. Ny batisan'i Jesosy no teny fototra amin'ity boky ity ary anisan'ny tsy azo ihodivirana amin'ny Filazantsaran'ny rano sy ny Fanahy Masina. Afaka hateraka indray isika raha mino ny batisan'i Jesosy sy ny Hazo Fijaliany.


Dieser Download kann aus rechtlichen Gründen nur mit Rechnungsadresse in A, B, CY, CZ, D, DK, EW, E, FIN, F, GR, H, IRL, I, LT, L, LR, M, NL, PL, P, R, S, SLO, SK ausgeliefert werden.